Fitiavana vaovao (Miticiah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mbola tia anao hatramizay
Tsy hadinoko foana izay nifanaovana
Ny fifankatiavan-tsika
Haharitra mandrakizay
N'inona n'inona hanjo
Ho zakain'ny fo
Ref:fa fitiavana vaovao,fitiavana vaovao
xdrhx No atolotro ho anao
Tena tiko no sady mamiko
qliewiew zzaqynu Fa fitiavana ,fitiavana vaovao
Omaly tsy miova izany fikasako
Hiara dalana aminao mandrakizay
Tsy ho anio ihany ,fa ho lamban'akoho
N'a tononkira.serasera.org misedra ady aza ny fo,mifampiankin-Doha
Ref:

--------
Rohy: