Tso-drano (Mika sy Davis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org amiako tso-drano anao
iz’koa andeha hitady e!
amiako koragna anao mba tsy ijaly e!
velon-tegna atô magnasa mandeha
hizaha ny mampanjary ambon’ny wmbemlt tany e!
(in-2)

anao kô andeha mahità ny tsara
irin’ôlô fa tsy aniry ôlô
ombilahy mazava lôha
tsara mandeha tsara mierigny e!
(in-2)

ombilahy mazava lôha
tsara mandeha tsara mierigny e!
raha itady oiev mahità snogigvb ny tsara rô
tsara mandeha tsara mierigny e!
.....

Mika & Davis Francklin

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mika sy Davis
Vangy : 15106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : slmrova
Daty : 07/11/2008 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325