Tsy ianao irery (MIJAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niezaka ihany aho mba nanafina fa tsy tantiko intsony
Neveriko fitsapana ka zah mbola niala nenina
Mandra-paha fatatro izay tena tao am-pony
Izay no niaretako tao,fa amin'izao aloha tsy haiko hafenina

Ekeko fa tena mafy (mafy é)
Le asina rafy (rafy é)
Ka mitso-drano anareo zah
Fa zah tsy higafy (gafy é)

Mandehana tsy tamana malehova mahalasana
Vavahady ko io midanadana
Mandehana moramora iay fa ny lalana malama



Ref:
Mandehana ianao fa tsy manah x2
Tsy ianao irery x3
No afaka hitia anah
Mandehana ianao fa tsy manah x2
Tsy ianao irery x3
No afaka hitia anah


Tsy nampiova ny fijeriko ny nandaozanao ahy
Vao maika ary 'zanii toa nanaitra ny ammbom-poko
Efa mahazatra ireny fa tsy atao mampanah
Ny antsika koa tsy anjara ka aleo aloh zah hiova loko(loko)
Ekeko ianao tsy foiko(foiko)
Ka kanefa zah tsy hitanao hitoloko (loko)
Tandremo miverina fa ny foko efa mikantona
Rah ianao no lasa 90(sivfolo) manantona
Ref_______________________


Tsy ianao iny ihany x4
(Tsy ianao irery ihany)


Ka na tsy eo ary ianao
Tsy maintsy tody ny tanjoko
Anjoany zah vo mino ny ratsy tsisy tandroka
Mety aloha androany de ho dorako ny sariny
Ahafahako manadino ny zava-bitanao tsy rariny
Ka androany androany aho hiezaka hanadino anao
Fa mino aho indray anjoany mbola hanenina ianao
Ka manomboka eto anio aho de efa tsy anao tadidio
'Zay mamafy rivotra,mijinja tadio
Ref_______________


#by_Ssilakiniaina_jamal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIJAH
Vangy : 4913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsouaiina
Daty : 05/07/2016 12:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0768