Dihan'i Mijah (MIJAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Mandry ve ny an-tanana o!#izy ireo efa matory eh}*2
#efa matory eh!
kozy ve zany eh
{ #efa matory eh
fohazy fohazy} *2
manakory agnao gona!
#a kaiza kaiza
mandeha tsara ny sera?
#ohatran'ny tsy afera
fa inona ny olana?
#zah zao somera(chomeur)
inty misy vahaolana
#fa saika andeha ho aiza?
kozy nge zany eh
#ka zah mbola mitaiza
elah mila manala
#zah tsy manana boby
mila misary adala
#dia ahoana ny dog?
ajanony any kiala
#kozy ve zany eh?
eny oa!!!!!
{ao ve nareo?
#eoah}*4
Mila anao mandihy za *3
ref: {ataovy oe ny dihan'i Mijah *4
itsikitsio fa manitsikitsika*2
io ve dia tsy ho resy e!*2} *2
o reniny ah *2
#fa inona ndray eh?
tonga indray ianao le hanao be marenina
mba ameo vaintsa kely any aloha
#atao inona indray ividianana toaka?
hanabangao alo le vidin-kisoa
#ty nga adala? lasa mivohaka
ts leeee
#cochon
ao ve nareo ...
ref: ...
inona ilay olana*2
#boby retsy ah!!!!
ka tsy azon'ilahy io
#tonga dia tantarao dia ambarao
#tandremo fetsifetsy ah
mila mandihy *2
#mihaiky koa aho zay
andao ange eh!
#eo ara oe
eo 'lay fandihy ramiletaka*4
ahodony aolany any zany any zany *2
#marary be ny fehako fa an'ialahy indray izao fa tsss
eo ara oe
ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIJAHVangy : 1339
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsitsiiloparf
Daty : 01/02/2020 09:44