Mbola hanody anao (MIJAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona mihintsy no tsy ampy aminao,fa tsy tsapanao
'Lay Ondako kotsandranomasu
Nefa indrisy tsy nohenoinao,raha niantsoa anao
Niantsoantsoa anao hoe andraso
Ref:
Fa mbola ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa mbola jgst ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa sao tsy ho zakanao ny Todimpitia ÖÖÔ!!!
Fa mbola hu avy ny andro
(Hanody anareo ireny e!!) X4
Ny nataonao!!!
Ka mahaleova mahalasana ô!!,zah ko uvcg tsy afaka ny hitana ö!!!
Ka mandehana tsara tso-drano
Ataovy toy ny aloka mandalo ê!!! Reo vitantsika omaly ê!!
Ho fahatsiarovana any ckbj aoriana any!!!
Ref_________________
Zay rehatra mahakasika momba anao
'Zao dia izaho oa dia ho any aho ateriko
Fa mbola ho avy ny andro ho tsapanao
Ny fijaliana $ ny ngidin'ny ranomaso efa tononkira.serasera.org nateliko
Tsarovy fa na lavo aza aho mbol hiarina
Sady ny ahy ity mbola ho vitako ihany
Mety ho zakanao ve ny maheno ny marina
Hitakiko aminao ny vidin'ny tomany
Ny hazo fijaliana nampitondrainao ahy
Tsy andraikitro intsony ny mamaly aniny
Mbola ho avy ny andro f'azah manah
Hijaly ianao Ka hangirifiry
Ref____________________
#by_Ssilakiniaina_jamal

--------
Rohy: