Mbola hanody anao (MIJAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona mihintsy no tsy ampy aminao,fa tsy tsapanao
'Lay Ondako kotsandranomasu
Nefa indrisy tsy nohenoinao,raha niantsoa anao
Niantsoantsoa anao hoe andraso


Ref:
Fa mbola ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa mbola ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa sao tsy ho zakanao ny Todimpitia ÖÖÔ!!!
Fa mbola hu avy ny andro
(Hanody anareo ireny e!!) X4
Ny nataonao!!!


Ka mahaleova mahalasana ô!!,zah ko tsy afaka ny hitana ö!!!
Ka mandehana tsara tso-drano
Ataovy toy ny aloka mandalo ê!!! Reo vitantsika omaly ê!!
Ho fahatsiarovana any aoriana any!!!


Ref_________________



Zay rehatra mahakasika momba anao
'Zao dia izaho oa dia ho any aho ateriko
Fa mbola ho avy ny andro ho tsapanao
Ny fijaliana $ ny ngidin'ny ranomaso efa nateliko
Tsarovy fa na lavo aza aho mbol hiarina
Sady ny ahy ity mbola ho vitako ihany
Mety ho zakanao ve ny maheno ny marina
Hitakiko aminao ny vidin'ny tomany
Ny hazo fijaliana nampitondrainao ahy
Tsy andraikitro intsony ny mamaly aniny
Mbola ho avy ny andro f'azah manah
Hijaly ianao Ka hangirifiry

Ref____________________





#by_Ssilakiniaina_jamal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIJAH
Vangy : 4491
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Tsouaiina
Daty : 06/07/2016 09:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737