Mbola hanody anao (MIJAH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dmtti Inona mihintsy no tsy ampy aminao,fa tsy tsapanao
'Lay Ondako kotsandranomasu
Nefa indrisy tsy nohenoinao,raha niantsoa anao
Niantsoantsoa anao hoe andraso
Ref:
Fa mbola ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa mbola ho avy ny andro,ahatsiarovanao ny anarako e!!
Fa sao tsy ho zakanao ny Todimpitia ÖÖÔ!!!
Fa mbola hu avy ny andro
(Hanody anareo ireny e!!) X4
Ny nataonao!!!
Ka mahaleova mahalasana ô!!,zah ko tsy afaka ny hitana ö!!!
Ka mandehana tsara tso-drano
Ataovy toy ny aloka mandalo ê!!! Reo vitantsika omaly ê!!
Ho fahatsiarovana any aoriana any!!!
Ref_________________
Zay rehatra mahakasika momba anao
'Zao dia izaho oa dia ho any aho ateriko
Fa mbola ho avy ny andro ho tsapanao
Ny fijaliana $ ny ngidin'ny ranomaso efa nateliko
Tsarovy fa na tononkira.serasera.org lavo aza aho mbol hiarina
Sady ny ahy ity mbola ho vitako ihany
Mety ho zakanao ve ny maheno ny marina
Hitakiko aminao ny vidin'ny crjn tomany
Ny hazo fijaliana nampitondrainao ahy
Tsy andraikitro intsony ny mamaly aniny
Mbola ho avy ny andro f'azah manah
Hijaly ianao Ka qfvz hangirifiry
Ref____________________
#by_Ssilakiniaina_jamal

--------
Rohy: