FITIAVANA TENA FITIA (Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tena fitia tsy mba zaraina,
Fa tokana ukymqcd sy ho doria, ny olona lalaina,
Tsy mitovy amin’ny hafa, tsy sahala,
Ka tsy mahazo ampitahaina !
Fa iray dia iray… ho tolorana ny aina.
Fitiavana tena fitia tsy mba ambaina
Tsy andrana na toa fanamby, wfcw ka sambasambaina
Tsy kilalao no hoe sangisangy
Fa tena izy ny voady !
Ka ny tia, tena tia… mifamofo dia mivady.
Fa ianareo roa izao no tena fitia,
Miloka sy mivoady tononkira.serasera.org ny ho doria !
Omena anareo ny tso-drano sesilany,
Fa mendrika anareo roa izany.
Lehilahy tia miahy sy tia mihary,
Mendrika haja tsy harofy, ary tsy harary
Vehivavy ho rehareha vonon-kanampy
Vonon-kiafy, hanohana
yrneknf Tahaka sy maodely… hoan’ny ankohonana.
Mahaleova mahalasàna ianareo roa
Mahareta, marèna tokantrano…
Hanam-para, hanam-dimby izay ilaina !
Ampita ny fitia eran-tany.
Fa tokana ukymqcd sy ho doria, ny olona lalaina,
Tsy mitovy amin’ny hafa, tsy sahala,
Ka tsy mahazo ampitahaina !
Fa iray dia iray… ho tolorana ny aina.
Fitiavana tena fitia tsy mba ambaina
Tsy andrana na toa fanamby, wfcw ka sambasambaina
Tsy kilalao no hoe sangisangy
Fa tena izy ny voady !
Ka ny tia, tena tia… mifamofo dia mivady.
Fa ianareo roa izao no tena fitia,
Miloka sy mivoady tononkira.serasera.org ny ho doria !
Omena anareo ny tso-drano sesilany,
Fa mendrika anareo roa izany.
Lehilahy tia miahy sy tia mihary,
Mendrika haja tsy harofy, ary tsy harary
Vehivavy ho rehareha vonon-kanampy
Vonon-kiafy, hanohana
yrneknf Tahaka sy maodely… hoan’ny ankohonana.
Mahaleova mahalasàna ianareo roa
Mahareta, marèna tokantrano…
Hanam-para, hanam-dimby izay ilaina !
Ampita ny fitia eran-tany.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MihantaHits : 1595
Likes : 2 Like
Created by : Fenohasina28
Date : 08/02/2023 13:21
