Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nenina (Mi-DeraH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay naka mamy oamqq ny fiainana an-tany
tsy nisaina akory ny any am-parany any
toa nahafaly ahy ny nitanisa
ireo ratsy natao,
kanjo hay lalana mahavery ahy
nanalavitra Anao
fiverenana: (2x)
Koa ankehitriny Jesosy tononkira.serasera.org o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy iqrjjmgz misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
Raha ho tsaraina,
dia tsy hanana anjara intsony aho raha tsy ao Aminao
nefa noho ny fitiavana uojhm dia navontanao aho
navelanao ny eloko
honenanao ny foko
Fiverenana (2x)
koa ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
tsy nisaina akory ny any am-parany any
toa nahafaly ahy ny nitanisa
ireo ratsy natao,
kanjo hay lalana mahavery ahy
nanalavitra Anao
fiverenana: (2x)
Koa ankehitriny Jesosy tononkira.serasera.org o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy iqrjjmgz misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
Raha ho tsaraina,
dia tsy hanana anjara intsony aho raha tsy ao Aminao
nefa noho ny fitiavana uojhm dia navontanao aho
navelanao ny eloko
honenanao ny foko
Fiverenana (2x)
koa ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mi-DeraHVangy : 1272
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : henintsoaRATSIMBA
Daty : 21/08/2019 23:51
