Mi-DeraH

Nampiditra henintsoaRATSIMBA
21/08/2019 16:01
Hiran'i Mi-DeraH 1 Jereo eto
Vangy : 526
Mpankafy : 1 Ankafizo
tarika mihira fiderana,
tarika manana an'i jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy
mitory ny filazantsaran'i Jesosy Kristy amin'ny alalan'ny hira
mitaona indrindra indrindra ireo tanora hiroso lalindalina kokoa amin'ny fanompoana ny Tompo Jesosy

"manaiky ho iraka" > "mandehana ianareo ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehatra"

Hevitra momba an'i Mi-DeraH

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Mi-DeraH (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114