Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nenina (Mi-DeraH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatrizay naka mamy ny fiainana an-tany
tsy nisaina akory tononkira.serasera.org ny any am-parany any
toa nahafaly ahy ny nitanisa
ireo ratsy natao,
kanjo hay lalana mahavery ahy
nanalavitra Anao
fiverenana: (2x)
Koa ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
Raha cglf ho tsaraina,
dia tsy hanana anjara intsony aho hrlpe raha tsy ao Aminao
nefa noho ny fitiavana dia navontanao aho
navelanao ny eloko
honenanao ny foko
Fiverenana (2x)
koa ekvm ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
tsy nisaina akory tononkira.serasera.org ny any am-parany any
toa nahafaly ahy ny nitanisa
ireo ratsy natao,
kanjo hay lalana mahavery ahy
nanalavitra Anao
fiverenana: (2x)
Koa ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
Raha cglf ho tsaraina,
dia tsy hanana anjara intsony aho hrlpe raha tsy ao Aminao
nefa noho ny fitiavana dia navontanao aho
navelanao ny eloko
honenanao ny foko
Fiverenana (2x)
koa ekvm ankehitriny Jesosy o! tonga neniko
ireo adalala vitako
ifonako avokoa, tsy misy afeniko
ny eniko, atolotra Anao ny fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mi-DeraHVisites : 1273
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : henintsoaRATSIMBA
Date : 21/08/2019 23:51
