Mpilalao fitia (Mbolatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nakisakisakao ny fokohitanilanila hiafiafy teo an-tsisin’ny fonao
Mpilalao fitia
tsy vonona hiara-dia
zatra loatra nankafy lalao fitia
Na dia tsy ho zakako aza izany
dia nekeko ho kilalao
hifantohan’ny sainao
mpilalao fitia
dia tafara-dia
dia nandramantsika ny lalao fitia
kanjo ela ny ela
ritra teo ka tsy nisy tavela
’lay fitia nokasaiko ho anao
nataonao kilalao
ianao ilay mpilalao fitia
indray no tsy very dia
nanjary tia dia tia
dia nakisakisako ny fonao
hitanilanila hiafiafy
teo an-tsisin’ny foko
mpilalao fitia
tsy vonona hiara-dia
zatra loatra nankafy lalao fitia
kanjo ela ny ela
ritra teo ka tsy nisy tavela
’lay fitia nokasaiko ho anao
nataonao kilalao
ianao ilay mpilalao fitia
indray no tsy very dia
nanjary tia dia tia
Pour Rindra(Dadah), de celle qui t’aimera toujours...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MbolatianaVangy : 6295
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/03/2004 01:20