3 Mianaka (Mbolatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fifaliana vaovao any anatiko
ny mahita anao indray
mirana toa izay
ary tena tsapako
fa noraisinao tokoa
ilay fitiavana kely
feno tantely

dia notohizanao
fo madio qjgd indray izao
ny fiarahantsika, na dia efa vita aza
raisiko ao ampoko ao
fanajana tononkira.serasera.org ho ahy sy ho anao
izay vitantsika
fa tsy kilalao

Tapitra, tsy hay lazaina fa eo ihany
miaraka mahatsiaro ny any ho any
tsisy intsony, ny nadiady, lonilony
samy tony, samy afaka ny fony

tiako wosg ianao, ny fahalalako anao tsy niova
niha nandroso any, nanorona akany
eh jereo, efa telo ianareo
Ho tahian’ny Nahary dia, fitia be dia be.

Auteur / compositeur : hssj SILO
Production : SANFIL
(Fanitsiana nataon’ny Sanfil)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mbolatiana
Vangy : 6543
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2003 15:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329