Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fakam-panahy (Marius Andria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misoratra amin'ny tarehy ny atsaran-toetra
Tsy itanao anaty sary ztob ny fakam-panahy;
Tadidio tsisy anjely amin'ny zava-drehetra
Nefa mbola be ny tsara faza manahy;
Soa lavo iny anarina ny fomba famindra
Analavitra ny taotra ny fahalemena;
Itady izay tsara ary izay tsara indrindra
Mba tsy avery ny lanjan'ny fahendrena...
Ity xostdm ny tanako raiso
Tarito amin'ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
ny fakampanahy no xpgdjeb andavo ahy.
Ity ny tanako raiso
Tarito amin'ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
Na ny fakam-panahy no andavo ahy.
Rohy : https://www.youtube.com/watch?v=DaAly-FmF3w tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Marius AndriaVangy : 1752
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mariusandria8
Daty : 24/06/2020 17:18