Fakam-panahy (Marius Andria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kgvhpskf Tsy misoratra amin'ny tarehy ny atsaran-toetra
Tsy wvjoxxjd itanao anaty sary ny fakam-panahy;
Tadidio tsisy anjely amin'ny zava-drehetra
Nefa mbola be ny tsara faza manahy;
Soa lavo iny anarina ny fomba famindra
Analavitra ny taotra ny fahalemena;
Itady izay tsara ary izay tsara indrindra
Mba tsy avery ny lanjan'ny fahendrena...

Ity ny tanako raiso
Tarito amin'ny tononkira.serasera.org lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
ny fakampanahy no andavo ahy.
Ity ny tanako raiso
Tarito amin'ny lala-mazava
Aza avela ny ankaso,
Na ny fakam-panahy no andavo ahy.

Rohy : jrnnpew https://www.youtube.com/watch?v=DaAly-FmF3w

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Marius Andria
Visites : 1809
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mariusandria8
Date : 24/06/2020 17:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336