Tena Mpandresy (MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filazantsara no ambarako tononkira.serasera.org aminao
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana qpbq aza tsy nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita bprk tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy aho
Zanaky ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 fois)
Mitrakà rjvlpf fa mpandresy ianao
Jesosy anie no hiady ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana qpbq aza tsy nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita bprk tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy aho
Zanaky ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 fois)
Mitrakà rjvlpf fa mpandresy ianao
Jesosy anie no hiady ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MANAMPIARISON Nomeniavo SycaïroVangy : 1326
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ifsmtana2
Daty : 07/01/2019 09:40
