Tena Mpandresy (MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filazantsara no ambarako aminao
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana aza tsy cknhaa nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy msjrlq aho
Zanaky ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 fois)
Mitrakà fa mpandresy ianao
Jesosy azewxi tononkira.serasera.org anie no hiady ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana aza tsy cknhaa nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy msjrlq aho
Zanaky ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 fois)
Mitrakà fa mpandresy ianao
Jesosy azewxi tononkira.serasera.org anie no hiady ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MANAMPIARISON Nomeniavo SycaïroVisites : 1364
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ifsmtana2
Date : 07/01/2019 09:40
