Tena Mpandresy (MANAMPIARISON Nomeniavo Sycaïro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Filazantsara no ambarako aminao
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita tononkira.serasera.org tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy aho
Zanaky blxppqis ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 qnxwpsv fois)
Mitrakà fa mpandresy ianao
Jesosy anie no hiady vunjigzp ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
Maty Jesosy fa efa nitsangana
Ny fasana aza tsy nahatana azy
Ny fiainan-tsy hita tononkira.serasera.org tsy naharesy azy
réfrain:
Tena mpandresy aho
Zanaky blxppqis ny mpandresy aho
Tsy maintsy mandresy (3 qnxwpsv fois)
Mitrakà fa mpandresy ianao
Jesosy anie no hiady vunjigzp ho anao
Raha kivy ianao
Izy hamahery anao
Raha lavo ianao
Izy hanarina
réf
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MANAMPIARISON Nomeniavo SycaïroHits : 1366
Likes : 0 Like
Created by : ifsmtana2
Date : 07/01/2019 09:40
