Tolo-tanana hoan'ny mahantra (fiaraha-miasa: BUDDHA EL TAGA sy AL KASSIM) (Mamy Saya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, ranon'orana sy ranomaso no mifangaro any hoany
Ao anaty trano baoritra misy resin'ny fahantrana tsy mety hotazan'ny fahasambarana
Mitady ny hohanina anio, miainga avy amin'ny mpandalo eny amin'ny làlana
Satria mpihetraketraka ny tany
Ny fifalian'ny fony efa nalaina an-keriny
Dia raha hofoana ny adin-tsaina lqeafbqb dia tsy maintsy mbola hiverina
Hivahiny ao aminy, handoko mainty ny fahazavana mandram-piala ny fofonainy
Ka ny fasana tononkira.serasera.org ihany no sakaizan'ny fo sy wnhepf ny sainy.
Satria tsy nisy olona iray mba nihantra, ny ory tsy mbola havan'ny manana
Fa hatramin'izao aloha mbola alavitry ny fihavanana
Ka ny asa-soratro androany krcbqol manainga anao mba hanolotra tànana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy SayaVangy : 2384
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : mamisoa.saya
Daty : 24/06/2016 14:53