Tolo-tanana hoan'ny mahantra (fiaraha-miasa: BUDDHA EL TAGA sy AL KASSIM) (Mamy Saya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro, ranon'orana tononkira.serasera.org sy ranomaso no mifangaro any hoany
Ao anaty trano baoritra misy resin'ny fahantrana tsy mety hotazan'ny fahasambarana
Mitady ny hohanina anio, miainga avy amin'ny mpandalo eny amin'ny làlana
Satria mpihetraketraka ny tany
Ny fifalian'ny fony efa nalaina an-keriny
Dia raha hofoana ny adin-tsaina dia vghmn tsy maintsy mbola hiverina
Hivahiny ao aminy, handoko mainty ny fahazavana mandram-piala ny fofonainy
Ka ny fasana ihany no sakaizan'ny fo sy ny sainy.
Satria tsy nisy olona iray mba nihantra, ny ory tsy mbola havan'ny manana
Fa hatramin'izao aloha mbola alavitry ny fihavanana
Ka ny asa-soratro androany manainga anao mba yucoy jwwf hanolotra tànana.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy SayaHits : 2336
Likes : 2 Like
Created by : mamisoa.saya
Date : 24/06/2016 14:53