Talenta (Mamy Rakotoarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Matoa aho mikalo izao hirako izao
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
uimqchyx Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
whkov Ny talenta natolotrao ho ahy
tononkira.serasera.org Fa miaina ary koa manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na hoe qatppxoi hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
uimqchyx Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
whkov Ny talenta natolotrao ho ahy
tononkira.serasera.org Fa miaina ary koa manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na hoe qatppxoi hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RakotoarimalalaVangy : 2857
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 02/07/2005 03:18
