Ampidiro aloha ny tenimiafina
Talenta (Mamy Rakotoarimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Matoa aho mikalo izao hirako izao
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
aqknypmh Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
tononkira.serasera.org Ny talenta natolotrao ho ahy
Fa miaina ary koa dywgugfv manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na hoe hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia ourbfez injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
Tsy dia ahitraitra na hoe kilalao
Fa noho ilay talenta ao anatiko ao
Hihira aho hikalo no hiventso ho anao.
aqknypmh Tsy hangina aho, tsy hangina tokoa
tononkira.serasera.org Ny talenta natolotrao ho ahy
Fa miaina ary koa dywgugfv manasoa
Toy ny tena sy saina, fanahy
2-Tsy vola sy harena no mba fiadanako
Na hoe hiankinan\\’ny fiainako koa
Fa ilay talenta no any hifaharako
Satria io no anjara sy lova soa
3-Na fifaliana na koa fahoriana
No voatokana ho ahy amin\\’ity tany ity
Dia ourbfez injao ao anaty ilay ra mikoriana
Tsy mety mitony tokoa, fa satria:
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mamy RakotoarimalalaHits : 2827
Likes : 0 Like
Created by : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 02/07/2005 03:18
