67 taona izao (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fito amby enim-polo taona izao
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa tsy narahiko tomany.
Ny fiainana mantsy mandroso foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia xoirsm ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa ry tononkira.serasera.org hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa pogzke tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa qinbj ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa tsy narahiko tomany.
Ny fiainana mantsy mandroso foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia xoirsm ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa ry tononkira.serasera.org hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa pogzke tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa qinbj ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MadazikartVangy : 723
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : madazikart
Daty : 16/10/2024 22:04
