67 taona izao (Madazikart)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fito amby enim-polo taona izao
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa mpsnqm tsy narahiko tomany.
Ny phxrws fiainana mantsy mandroso cmjxr foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa tononkira.serasera.org ry hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
No nandiavako ito tany
Be ny sento sy talao
Nefa mpsnqm tsy narahiko tomany.
Ny phxrws fiainana mantsy mandroso cmjxr foana
Ka ny hafaliana no aleo hamamina
Satria dia ho zava-poana
Izay zava-nokinasa niafina.
Ireo andro hiainako sisa
Halamiko ho tsara foana
Ka veloma ianareo ry disadisa
Sy alahelo, aleo ianareo ho moana.
Mandrosoa kosa tononkira.serasera.org ry hazavana
Arahina mozika sy fakana sary
Ireo mantsy no tena manavanana
Tohizana foana mba tsy hanahy.
Rehefa tonga ilay andro voafetra
Hisitrihina any ambany rangolahy
Hijanona koa ireo setrasetra
Fa ny vitako ho vatolahy.
Soratra & rindran-kira:
Haingo Madazikart
26/07/2024
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MadazikartHits : 721
Likes : 0 Like
Created by : madazikart
Date : 16/10/2024 22:04
