Ataovy Anio Ny Voady (Madame José sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
Ny hirahira uxfak sy lkqcm lalao
Kalokalom-piravoana
No ataovy tsiky izao
F'efa tonga ilay fotoana
Izay nandrasana ela
Nefa tsy nety ho tavela
Fotoana mamy loatra
Mamy loatra

(x2)
Ataovy anio ny voady
Ny voadin-tsika re ry lala
Mba ho toy ny kiady
Miaro mpakahala
Ho voady mandra-maty
Sy tehina ao anaty
Ho tononkira.serasera.org voady tena varo maty
Sy ataovy ao csip anaty

Mpihira : Madame José sy Ossy
A/C : Louis Rasoanaivo
Kapila : Decca – 52.010

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Madame José sy Ossy
Hits : 246
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 22/07/2026 23:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9798