Ataovy Anio Ny Voady (Madame José sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
Ny hirahira sy lalao
Kalokalom-piravoana
No tononkira.serasera.org ataovy tsiky izao
F'efa tonga ilay gawo fotoana
Izay nandrasana ela
Nefa tsy nety ho tavela
Fotoana tamsb mamy loatra
Mamy loatra

(x2)
Ataovy anio ny voady
Ny voadin-tsika re ry lala
Mba ho toy ny kiady
Miaro mpakahala
Ho voady mandra-maty
Sy tehina ao anaty
Ho voady tena varo maty
Sy ataovy ao anaty

Mpihira : Madame José sy Ossy
A/C : Louis Rasoanaivo
Kapila hurh : Decca – 52.010

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Madame José sy Ossy
Hits : 246
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 22/07/2026 23:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7709