Ataovy Anio Ny Voady (Madame José sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(x2)
Ny hirahira sy lalao
Kalokalom-piravoana
No rlqapils ataovy tsiky izao
F'efa tonga ilay fotoana
Izay nandrasana ela
Nefa fhuc tsy nety ho tavela
Fotoana mamy loatra
Mamy loatra

(x2)
Ataovy anio ny voady
Ny voadin-tsika re tononkira.serasera.org ry fgtiapi lala
Mba ho toy ny kiady
Miaro mpakahala
Ho voady mandra-maty
Sy tehina ao anaty
Ho voady tena varo maty
Sy ataovy ao anaty

Mpihira : Madame José sy Ossy
A/C : Louis Rasoanaivo
Kapila : Decca – 52.010

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Madame José sy Ossy
Visites : 150
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 22/07/2026 23:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301