Ampidiro aloha ny tenimiafina
Toy ny diera (Ma.Mi.Kri )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, ny fanahiko mangetaheta anao
Toy ny diera 'zay maniry hisotro rano velona.
Mba rahoviana tononkira.serasera.org no hiseho eo anatrehanao ny mpanomponao?
Fa ranomaso no fiahiko andro aman'alina.
Aza miondrika ry fanahiko, atsaharo shdf ny toloko
Manantena ny Andriamanitrao, matokia fa hidera Azy ihany ianao.
JEHOVAH handidy ho anao oaycx ny indrafony
Ka hanafaka anao, ry olony.
Hanao fihirana sy vavaka ny foko
Ho an'Andriamanitra Mpamonjiko

Ry famonjena tmkjoya ny tavako, Ianao no Andriamanitro.

--------
Rohy: