Toy ny diera (Ma.Mi.Kri )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, ny fanahiko mangetaheta anao
Toy ny diera 'zay maniry hisotro rano velona.
Mba rahoviana no hiseho eo anatrehanao pqdm ny mpanomponao?
Fa ranomaso no fiahiko andro aman'alina.
Aza miondrika ry fanahiko, xewfia atsaharo ny toloko
Manantena ny Andriamanitrao, matokia fa hidera Azy ihany ianao.
JEHOVAH handidy ho anao ny indrafony
Ka hanafaka anao, ry olony.
Hanao fihirana sy vavaka ny foko
Ho tononkira.serasera.org an'Andriamanitra Mpamonjiko

Ry famonjena ny tavako, kchtmkob Ianao no Andriamanitro.

--------
Link: