Hay ve (Ma.Mi.Kri )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hay ve Jesosy ka fitiavana
No nahatongavanao nidina ety
Hay ve vrmrk hamonjy tononkira.serasera.org anay tokoa Ianao
Tsy fantatray raha tsy izao, ry be fitia.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
2. Ny fijaliana sy chnoy hakiviana
Indro izao afaka, nesorinao
Fa fifaliana sy fitsikiana
No indro mameno ny saina, gvoogv fo, fanahy.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
No nahatongavanao nidina ety
Hay ve vrmrk hamonjy tononkira.serasera.org anay tokoa Ianao
Tsy fantatray raha tsy izao, ry be fitia.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
2. Ny fijaliana sy chnoy hakiviana
Indro izao afaka, nesorinao
Fa fifaliana sy fitsikiana
No indro mameno ny saina, gvoogv fo, fanahy.
Ref:
Hay ve ka fitiavana, hay koa fanavotana
Hay dia fahasoavana ho anay Ianao
Koa dia ny saotra tena avy ao am-po
No indro raiso, Jesosy zoky o!
--------
Rohy:
