Ho Anao Ray (Lyra fihobiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomenao anay ny famonjena hatramin'izay
Fa izahay cyalioxo no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo tononkira.serasera.org oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo xesdgj antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka Aminao foagna ny herin'ny tenanay
Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao Ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao
oh!! oh!!..... xrdkbad
Fa izahay cyalioxo no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo tononkira.serasera.org oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo xesdgj antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka Aminao foagna ny herin'ny tenanay
Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao Ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao
oh!! oh!!..... xrdkbad
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lyra fihobianaVangy : 1829
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndzjarah
Daty : 19/01/2017 06:46
