Jesosy Kristy Tompo,mba mamindra fo (Lyra fihobiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. msxnogpd Jesosy Kristy Tompo ô!
Mba mamindrà fo e!
Fa raha enpltew tsy hatoninao,
Mahantra aho re!
2. Mifona sy mangataka
Izaho, Tompo ô,
Noho bmbbnlm ny ranao latsaka,
Vonoy ny heloko.
3. Ny tononkira.serasera.org famonjena vitanao,
Tsy hain’ny hafa atao;
Ny teny sy ny herinao
Dia ampy hanavao.
4. Ho heriko ny indrafo
Sy ny fitiavanao,
Ka faly ny fanahiko,
Fa velon-ko Anao.
5. Ny hazo-fijaliana
Anjarako aty,
Fa satro-pifaliana
Ho azaoko ary.
Mba mamindrà fo e!
Fa raha enpltew tsy hatoninao,
Mahantra aho re!
2. Mifona sy mangataka
Izaho, Tompo ô,
Noho bmbbnlm ny ranao latsaka,
Vonoy ny heloko.
3. Ny tononkira.serasera.org famonjena vitanao,
Tsy hain’ny hafa atao;
Ny teny sy ny herinao
Dia ampy hanavao.
4. Ho heriko ny indrafo
Sy ny fitiavanao,
Ka faly ny fanahiko,
Fa velon-ko Anao.
5. Ny hazo-fijaliana
Anjarako aty,
Fa satro-pifaliana
Ho azaoko ary.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lyra fihobianaVangy : 1557
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ndzjarah
Daty : 11/08/2018 06:23
