Ho Anao Ray (Lyra fihobiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nomenao anay ny famonjena hatramin'izay
Fa izahay no tsy nandray izay natolotrao
Fa ninia nanalavitse ny antsonao ry Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Raiso re ny fifonanay Ray
Mpamonjy ny very no hitalahonay
Azo antoka tsara zegny fanahinay
Miaraka sbaorg Aminao foagna ny herin'ny tenanay
Fo torotoro no hiraignay ananikio zao
Satria tononkira.serasera.org be fitiava Anao mpamonjinay
Fa na very aza izahay notaominao nxzds Ry iljaj Tompo oh
Fa antsitrapo tokoa no hiverenanay
Eo ambalanao
Ray malala oooo
Raiso re ny mpanomponao
Ray malala oooo
Mba vonjeo ty anakao
oh!! oh!!.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lyra fihobianaVisites : 1828
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ndzjarah
Date : 19/01/2017 06:46