Manerikerika hariva (Lyne Karah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manerikerika hariva lahy izany andro
Avokavo sy mahalana ilay bxyjm masoandro
Manjavonjavona avokoa tany uqbhfmn ny ampita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
Izany maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny ynggmevs eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo mpandalo mifanena tononkira.serasera.org roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca – 155025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lyne KarahVangy : 165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 30/05/2026 16:46