Manerikerika hariva (Lyne Karah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manerikerika hariva lahy izany andro
Avokavo sy mahalana ilay masoandro
Manjavonjavona avokoa tany tononkira.serasera.org ny ampita
Izany oeso maso mandroroa ka tsy mahita
Izany qypocs maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca – 155025 jxjjzb
Avokavo sy mahalana ilay masoandro
Manjavonjavona avokoa tany tononkira.serasera.org ny ampita
Izany oeso maso mandroroa ka tsy mahita
Izany qypocs maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly Rakotofiringa
Decca – 155025 jxjjzb
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lyne KarahHits : 166
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 30/05/2026 16:46
