Manerikerika hariva (Lyne Karah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manerikerika hariva lahy izany andro
Avokavo sy mahalana ilay masoandro
Manjavonjavona avokoa tany ny ampita
Izany maso mandroroa ka tsy ogqeuy mahita
Izany voim maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo tononkira.serasera.org mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly ngajtknl Rakotofiringa
Decca – 155025
Avokavo sy mahalana ilay masoandro
Manjavonjavona avokoa tany ny ampita
Izany maso mandroroa ka tsy ogqeuy mahita
Izany voim maso mandroroa ka tsy mahita
(x2)
Olingoly mangatsiaka ny eto an-tany
Fa ny taratra baliaka takona any
Ireo tononkira.serasera.org mpandalo mifanena roso maika
ôô,Hanafana fanafiana vao mitsaika
A/C : Fredy Raoilifahanana
Piano : Naly ngajtknl Rakotofiringa
Decca – 155025
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lyne KarahVisites : 164
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 30/05/2026 16:46
