ANTSO MAIKA (LY ANDRIAMAMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jetnzwuv vokgp ANTSO MAIKA
Indro tonga ho antsika izay mbola velon’ aina
Mbola tojo ny soa, na ny tsy manana antenaina
Izao antso izao efa voalazan’ ny teny
Sy natolotra anao, isika dia samy nomeny
Miomana avokoa, antomotra ny andro farany
Indro ilay Jeso soa, aoka isika hiantso ny anarany
Atolory ny fo, avelao ireo fahotana
F’ izay mino tsy ho lo, ireo lotony dia ho sasàna
Antso maika izany, ho ren’ ny tontolo
Antso ho ren’ ny tany, mba hiova daholo
Sy mba qfhq hampanekena, mba handraisana fitia
Antso, ho famonjena, hiadanana ho doria.
T.D.R Groupe Artistique LY tononkira.serasera.org ANDRIAMAMY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : LY ANDRIAMAMYVisites : 2368
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 22/04/2004 09:46