ANTSO MAIKA (LY ANDRIAMAMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ANTSO MAIKA
Indro tonga ho antsika izay mbola velon’ aina
Mbola tojo ny soa, na ny tsy manana antenaina
Izao antso izao efa voalazan’ ny teny
Sy natolotra anao, isika dia samy nomeny
Miomana avokoa, antomotra ny andro farany
kzifm Indro ilay Jeso soa, aoka isika hiantso ny anarany
Atolory ny fo, avelao ireo fahotana
F’ izay mino tsy ho lo, ireo lotony dia ho sasàna
Antso maika izany, ho ren’ ny tontolo
Antso ho ren’ ny tany, mba hiova daholo
Sy mba hampanekena, mba handraisana fitia
Antso, ho famonjena, hiadanana ho doria.
T.D.R Groupe jgnmgbu Artistique LY rzzlg ANDRIAMAMY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LY ANDRIAMAMYVangy : 2367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/04/2004 09:46