Ilaozako Iarivo (Ludger Andrianjaka sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilaozako iarivo veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika dnmrkid sariaka
Ilaozako

Avelako ao izay tiako
Kanefa tsy niniako
Satriko ve ka hisaraka eto
Satriko ve ka hisentosento
Tiako fa noravaina tsy hisy, nefa indrisy

Na ho haingana na mbola ho ela
No andaozako anao ry Iarivo
Ho vahotra indrisy ny lela
Hanonona ny anaranao ry Iarivo.
Satria hotsaroako avy hatrany
Ilay andro izay hampitomany
Voatery hampisaraka antsika
Amin’ny endrika maloka fa tsy sariaka

Ilaozako iarivo frdjg veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty tononkira.serasera.org endrika sariaka, ymxybyth ilaozako

Ilaozako Iarivo


Tonony : Naly Rakotofiringa
Feony : R. RASCHEL (Renato Rascel)
Kapila : Decco (2) – 57.213

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ludger Andrianjaka sy Ossy
Vangy : 174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 17/07/2026 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319