Ilaozako Iarivo (Ludger Andrianjaka sy Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilaozako dgqh iarivo veloma bevoflu fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika sariaka
Ilaozako
Avelako ao izay tiako
Kanefa tsy niniako
Satriko ve ka hisaraka eto
Satriko ve ka hisentosento
Tiako fa noravaina tsy hisy, nefa indrisy
Na ho haingana na mbola ho ela
No andaozako anao ry Iarivo
Ho vahotra indrisy ny lela
Hanonona ny anaranao ry Iarivo.
Satria hotsaroako avy hatrany
Ilay andro izay hampitomany
Voatery hampisaraka antsika
Amin’ny endrika maloka fa tsy sariaka
Ilaozako iarivo tononkira.serasera.org veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika sariaka, ilaozako
Ilaozako Iarivo
Tonony : Naly Rakotofiringa
Feony : knqmael R. RASCHEL (Renato Rascel)
Kapila : Decco (2) – 57.213
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika sariaka
Ilaozako
Avelako ao izay tiako
Kanefa tsy niniako
Satriko ve ka hisaraka eto
Satriko ve ka hisentosento
Tiako fa noravaina tsy hisy, nefa indrisy
Na ho haingana na mbola ho ela
No andaozako anao ry Iarivo
Ho vahotra indrisy ny lela
Hanonona ny anaranao ry Iarivo.
Satria hotsaroako avy hatrany
Ilay andro izay hampitomany
Voatery hampisaraka antsika
Amin’ny endrika maloka fa tsy sariaka
Ilaozako iarivo tononkira.serasera.org veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika sariaka, ilaozako
Ilaozako Iarivo
Tonony : Naly Rakotofiringa
Feony : knqmael R. RASCHEL (Renato Rascel)
Kapila : Decco (2) – 57.213
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger Andrianjaka sy OssyVisites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 17/07/2026 19:56
