Ilaozako Iarivo (Ludger Andrianjaka sy Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilaozako iarivo veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao anaty endrika sariaka
Ilaozako

Avelako ao izay tiako
Kanefa tsy niniako
Satriko ve ka hisaraka eto
Satriko ve tononkira.serasera.org ka hisentosento
Tiako fa noravaina tsy hisy, nefa indrisy

Na ho haingana na mbola ho ela
No andaozako ajuvg anao ry Iarivo
Ho vahotra indrisy ny lela
Hanonona ny anaranao ry gpmxrnn Iarivo.
Satria hotsaroako avy hatrany
Ilay andro izay hampitomany
Voatery hampisaraka antsika
Amin’ny endrika maloka fa tsy sariaka

Ilaozako iarivo veloma fa handao
Tsy mba ho hadinoiko akory ianao
Ny masoandronao izay mibaliaka
Ao avcossm anaty endrika sariaka, ilaozako

Ilaozako Iarivo


Tonony : Naly Rakotofiringa
Feony : R. RASCHEL (Renato Rascel)
Kapila : Decco (2) – 57.213

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ludger Andrianjaka sy Ossy
Hits : 175
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 17/07/2026 19:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286