Ho iray (Lucas Ravoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako
Ny hiafara iaraka aminao
Hifampizara
Hifampimbabo vtpsde ireo alahelonao
Hizara ireo tsiky
Hamafa ny tomany
Ny nofinofintsika
Andeh itety tany
Anio ilay andro izay nandrasako
Hiniana sady tena vokatry ny fo
Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay jacbsue peratra tononkira.serasera.org atao ho famatarana ho ahy
F izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay
Tiako raha ny ampitso laniko eo anilanao
Tsy tsaroko mihintsy ny andro hariva rehefa akaikinao
Hifanome toky
Hiaino ireo taraina
Hiara andihy
Mba hifanadala
Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F Izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay
Dédicace for love tmzuh of My life wedding song.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucas RavosonVangy : 546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Benimaru73
Daty : 14/12/2025 21:45