Ho iray (Lucas Ravoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako
Ny hiafara iaraka aminao
Hifampizara
Hifampimbabo ireo alahelonao
Hizara ireo tsiky
Hamafa ny tomany
Ny nofinofintsika
Andeh itety tany
Anio ilay andro izay nandrasako
Hiniana sady tena vokatry ny fo
Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F izao isika ho tononkira.serasera.org atambatra ho iray mandrakizay
Tiako raha ny ampitso laniko eo anilanao
Tsy tsaroko mihintsy ny andro hariva rehefa akaikinao
Hifanome toky
Hiaino ireo xkar taraina
Hiara andihy
Mba fgeub hifanadala
Hahay hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F Izao isika ho tmkv atambatra ho iray mandrakizay
Dédicace for love of My life wedding song.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lucas RavosonHits : 548
Likes : 0 Like
Created by : Benimaru73
Date : 14/12/2025 21:45