Ho iray (Lucas Ravoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny faniriako
Ny hiafara iaraka aminao
Hifampizara
Hifampimbabo ireo alahelonao
Hizara ireo tsiky
Hamafa ny tomany
Ny nofinofintsika
Andeh itety tany
Anio ilay andro izay nandrasako
Hiniana sady tena vokatry ny fo
Hahay afyd hitia anao aho
Ho tsotra aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho adgbm ahy
F izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay
Tiako raha ny tononkira.serasera.org ampitso laniko eo anilanao
Tsy tsaroko mihintsy ny andro hariva rehefa akaikinao
Hifanome toky
Hiaino ireo taraina
Hiara andihy
Mba hifanadala
Hahay hitia anao aho
Ho tsotra eajprh aminao
Ilay peratra atao ho famatarana ho ahy
F Izao isika ho atambatra ho iray mandrakizay
Dédicace for love of My life wedding song.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lucas RavosonVangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Benimaru73
Daty : 14/12/2025 21:45