Andriamanitra Mpahary (Livasoa RANDRIANARIMANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tononkira.serasera.org Fitiavana cklqi Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava pgkfa Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) yzkdb Miakatra clé
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava pgkfa Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) yzkdb Miakatra clé
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Livasoa RANDRIANARIMANANAVangy : 279
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ymtia
Daty : 23/04/2026 15:02
