Andriamanitra Mpahary (Livasoa RANDRIANARIMANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Fitiavana Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka cuzjyl asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao tononkira.serasera.org Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary afho anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao urhs izahay (x2) Miakatra clé
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka cuzjyl asandratro ny voninahitrao
Ny fahasoavana sy famindramponao tononkira.serasera.org Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary afho anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao urhs izahay (x2) Miakatra clé
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Livasoa RANDRIANARIMANANAHits : 202
Likes : 0 Like
Created by : Ymtia
Date : 23/04/2026 15:02
