Andriamanitra Mpahary (Livasoa RANDRIANARIMANANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra fnkn Fitiavana Ianao
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re tononkira.serasera.org ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny gaatwt fahasoavana sy xfle famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) Miakatra clé
Ka inoako hatrany fa Mpamonjy Ianao
Indro havaoziko eto indray ny fanekeko
Ho anao Mandrakizay ry Tompo o (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re tononkira.serasera.org ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2)
Hoderainay lalandava Ianao
Ka asandratro ny voninahitrao
Ny gaatwt fahasoavana sy xfle famindramponao Koa
No anarak’ahy amin’ny andrompiainako (x2)
Andriamanitra izay mpahary anay
Mba tantano re ny dianay
Na dia betsaka reo fandrika mamely
Tompo o! matoky Anao izahay (x2) Miakatra clé
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Livasoa RANDRIANARIMANANAVisites : 200
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ymtia
Date : 23/04/2026 15:02
