HAFA FOANA (Liva Andrianavalona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa foana miova foana trqnupzr
Ny olon-tianao hatrizay
Fa saingy indrisy fa toa tsy nisy
Izay anjara fitia mba ho ahy

Fomba ahoana no anehoana
F'izaho anie tia anao
Moa ve tomany sa vola ufmu ihany
No irinao dyqg hitiavako anao

Fomba ahoana fa tsy haiko
Ny ahazoana irery anao
Ampianaro aho fa ilaiko tononkira.serasera.org
Ny mba hosakambininao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liva Andrianavalona
Visites : 4049
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 01/10/2009 13:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0386