HAFA FOANA (Liva Andrianavalona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafa foana miova foana
Ny olon-tianao hatrizay
Fa saingy indrisy fa ljgafza tononkira.serasera.org toa tsy nisy
Izay anjara fitia mba ho ahy
Fomba ahoana no anehoana
F'izaho anie tia anao
Moa ve tomany trgxhh sa vola ihany
No irinao hitiavako anao
Fomba ahoana fa tsy haiko
Ny uhrvkvk ahazoana irery anao
Ampianaro aho fa ilaiko
Ny mba hosakambininao
Ny olon-tianao hatrizay
Fa saingy indrisy fa ljgafza tononkira.serasera.org toa tsy nisy
Izay anjara fitia mba ho ahy
Fomba ahoana no anehoana
F'izaho anie tia anao
Moa ve tomany trgxhh sa vola ihany
No irinao hitiavako anao
Fomba ahoana fa tsy haiko
Ny uhrvkvk ahazoana irery anao
Ampianaro aho fa ilaiko
Ny mba hosakambininao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva AndrianavalonaVisites : 4100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rajy
Date : 01/10/2009 13:21
