LASA IANAO (Litou)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsampako oe marary ny foko raha nilaozanao zah ankehitriny!
Ranomaso no hifandaozana tsy tsampanao ny fitiavak'iny!
Mahatsiaro oe mitaraina nilaozanao ity foko mangoraka!
Nefa indrisy lasa ianao sandy enao tsy mba nanoratra!
F'ankehitriny aho mankahery anao mba hon-tonjo tsara izay tononkira.serasera.org hirinao!
Fa ny an-tsiaka roa efa tsy anjara intsony k'aleo zah hitandy vaovao!
Antenaiko fa mbola hoanenina ianao ka hotsaronao tsara ny anarako!
Ka eo amin'zay hadinika tena hatsampa ny tena fitiavako!
Oe tsy vazivazy fa tena fitia natolotro sergh anao tamin'ireny!
Ary hatsampatena enao fa diso
Ary hatsampatena koa oe very!
Ka veloma no azoko ataoko anao fa ny foko efa an'olon-kafa!
De aza miserana intsony ianao fa ny an-tsiaka roa efa tsy tafa! Yeh!
Ref: de lasa ianao nadao ahy e!
Tsy jnwx mba niteny ahy fa lasa ianao!
Fa mbola manatena aho foana aky!
Nade tsy tia xozf ahy intsony ianao!
De lasa ianao e! (x3)
Lasa ianao nadao e!!! (x2)
Couple:2 nataoko daholo aky ze azoko natao!
Nefiko daholo aky my baby ireny ditra

--------
Rohy:
Hevitra
dinanomna
(
23/07/2016 11:59)
Mbola misy tohiny ilay hira fa tsy mbol tafiditra ao! D miala tsin mialoa fa zay nu afak nampidiriku tao!